| Malagasy | English | français |
| k'aiza, salama | hello, hi | salut |
| Manao ahoana ny fahasalamanao ? |
How are you ? | Comment va votre santé ? |
| tsara | well, fine | bien |
| tsy salama aho | I am not fine | Je ne vais pas bien |
| manao ahoana | good morning / afternoon good evening |
bonjour bonsoir |
| tafandria/tsara mandry | good night | bonne nuit |
| veloma | goodbye | au revoir |
| amin'ny manaraka indray | see you soon | à bientôt |
| aoriana indray | see you later | à plus tard |
| ho ambinin-tsoa | good luck | bonne chance |
| andriamatoa | mister | monsieur |
| ramatoa ramatoakely |
madam miss |
madame mademoiselle |
| anarana | name | nom |
| taona | age | âge |
| azafady | please | s'il vous plaît |
| misaotra | thanks | merci |
| tsy misy fisaorana | with pleasure | avec plaisir, de rien |
| arahabaina | congratulation | félicitations |
| eny | yes | oui |
| tsia | no | non |
| Azafady | Excuse me | Excusez-moi, pardon |
| Miala tsiny | I am sorry | Je suis désolé |